Acts 18:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niteny tamin’i Paoly tamin’ny fahitana ny Tompo nony alina hoe: Aza matahotra, fa mitenena ihany ka aza mangina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indray alina, dia hoy ny Tompo tamin’i Paoly tamin’ny tsindrimandry: «Aza matahotra, fa mampianara, ka aza mangina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indray alina dia nisehoam-pahitana i Paoly, ka nilazan’ny Tompo hoe: –Aza matahotra, fa mitenena hatrany ary aza mangina.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Tompo niteny tamin'i Paoly tamin'ny fahitana nony alina ka nanao hoe: Aza matahotra, fa mitenena ihany, ka aza mangina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niteny tamin’i Paoly tamin’ny fahitana ny Tompo nony alina hoe: Aza matahotra, fa mitenena ihany ka aza mangina;
malagasy
Ary ny Tompo niteny tamin'i Paoly tamin'ny fahitana nony alina ka nanao hoe: Aza matahotra, fa mitenena ihany, ka aza mangina;