Acts 19:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola tany Korinto i Apolosy dia nitety ny faritany ambony kosa i Paoly ka tonga tany Efesosy; nahita mpianatra sasany teo izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola tany Kôrinty i Apôlô, i Paoly kosa tonga tany Efezy rehefa nitety ny faritany ambony tany Azia. Nony nahita ny mpianatra sasany teo izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola tany Kôrinto i Apôlao, dia namakivaky ny havoana lembalemban’i Azia Minôra kosa i Paoly ka tonga tao Efeso. Mpianatra vitsivitsy no hitan’i Paoly tao
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola tany Korinto Apolosy, dia nitety ny tany ambony Paoly ka tonga tany Efesosy, dia nahita mpianatra sasany teo izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola tany Korinto i Apolosy dia nitety ny faritany ambony kosa i Paoly ka tonga tany Efesosy; nahita mpianatra sasany teo izy
malagasy
Ary raha mbola tany Korinto Apolosy, dia nitety ny tany ambony Paoly ka tonga tany Efesosy, dia nahita mpianatra sasany teo izy