Acts 19:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naharitra roa taona ngarangidina izany ka nandre ny tenin’ny Tompo izay rehetra nonina tany Azia, na Jiosy na Grika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Roa taona no nanaovany an’izany, ka nandre ny tenin’ny Tompo avokoa izay rehetra nonina tany Azia, na Jody na Jentily.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naharitra roa taona mahery izany, ka nandre ny tenin’ny Tompo avokoa ny mponina manerana ny faritany Azia, na Jiosy na hafa firenena.
Malagasy Bible 1865
Ary naharitra roa taona ngarangidina izany, ka dia nandre ny tenin'ny Tompo izay rehetra nonina tany Asia, na Jiosy na jentilisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naharitra roa taona ngarangidina izany ka nandre ny tenin’ny Tompo izay rehetra nonina tany Azia, na Jiosy* na Grika.
malagasy
Ary naharitra roa taona ngarangidina izany, ka dia nandre ny tenin'ny Tompo izay rehetra nonina tany Asia, na Jiosy na jentilisa. [ Gr. Grika]