Acts 19:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa na dia ny mosara sy ny aron’akanjo izay nikasika ny tenany aza no noentina hatao amin’ny marary dia sitrana ny aretiny ary niala ny fanahy ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa hatramin’ny mosara mbamin’ny fiaron’akanjo nikasika ny tenany avy no nakasika ny marary, dia nahasitrana ny aretiny, sy naharoaka ny fanahy ratsy taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatramin’ny tapa-damba isan-karazany nakasika an’i Paoly no nentina teo amin’ny marary, ka nahafaka ny aretina ary nampiala ny fanahy ratsy taminy.
Malagasy Bible 1865
ka dia ny mosara sy ny fiaron'akanjo teny aminy no nentina hatao amin'ny marary, dia sitrana ny aretiny, ary nivoaka ny fanahy ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa na dia ny mosara sy ny aron’akanjo izay nikasika ny tenany aza no noentina hatao amin’ny marary dia sitrana ny aretiny ary niala ny fanahy ratsy.
malagasy
ka dia ny mosara sy ny fiaron'akanjo teny aminy no nentina hatao amin'ny marary, dia sitrana ny aretiny, ary nivoaka ny fanahy ratsy.