Acts 19:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy Jiosy sasany, mpivezivezy mamoaka fanahy ratsy, izay ninia nanonona ny anaran’i Jesosy Tompo koa teo ambonin’ny manana fanahy ratsy ka niteny hoe: Mampianiana anareo amin’i Jesosy izay torin’i Paoly aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba nisy Jody sasany nandehandeha nandroaka demony koa, niantso ny Anaran’i Jesoa Tompo teo ambonin’izay azon’ny fanahy ratsy, nanao hoe: «Izaho mandidy anareo amin’ny Anaran’i Jesoa izay torin’i Paoly.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy Jiosy sasantsasany koa nivezivezy nandroaka ny fanahy ratsy tamin’ny marary ary nanandrana nampiasa ny anaran’i Jesoa Tompo. Fa hoy ry zareo tamin’ny fanahy ratsy: –Amin’ny anaran’ilay Jesoa torîn’i Paoly no andidiako anareo hiala!
Malagasy Bible 1865
Ary nisy Jiosy sasany, mpiriorio mamoaka fanahy ratsy, izay ninia nanonona ny anaran'i Jesosy Tompo koa teo ambonin'ny manana fanahy ratsy ka nanao hoe: Mampianiana anareo amin'i Jesosy Izay torin'i Paoly aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy Jiosy sasany, mpivezivezy mamoaka fanahy ratsy, izay ninia nanonona ny anaran’i Jesosy Tompo koa teo ambonin’ny manana fanahy ratsy ka niteny hoe: Mampianiana anareo amin’i Jesosy izay torin’i Paoly aho.
malagasy