Acts 19:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy fito mirahalahy, zanak’i Skeva, lehiben’ny mpisorona jiosy iray nanao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Olona fito mirahalahy, zanaky ny Jody anankiray atao hoe Sevà lehiben’ny mpisorona, no nanao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
(Ny mpanao izany dia izy fito mirahalahy zanaky ny mpisorombe jiosy atao hoe Sevà).
Malagasy Bible 1865
Ary nisy fito mirahalahy, zanak'i Skeva, Jiosy, lohan'ny mpisorona, izay nanao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy fito mirahalahy, zanak’i Skeva, lehiben’ny mpisorona jiosy iray nanao izany.
malagasy
Ary nisy fito mirahalahy, zanak'i Skeva, Jiosy, lohan'ny mpisorona, izay nanao izany.