Acts 19:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny fanahy ratsy dia namaly azy hoe: Fantatro Jesosy, ary fantatro koa i Paoly; fa mba iza kosa moa ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no navalin’ny fanahy ratsy azy ireo: «Fantatro i Jesoa, ary fantatro koa i Paoly; fa iza kosa ianareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa namaly azy ireo kosa ny fanahy ratsy nanao hoe: –Fantatro i Jesoa, ary tsy vahiny amiko i Paoly; fa mba iza kosa ianareo?
Malagasy Bible 1865
Ary ny fanahy ratsy namaly ka nanao taminy hoe: Fantatro Jesosy, ary fantatro koa Paoly; fa mba iza kosa moa ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny fanahy ratsy dia namaly azy hoe: Fantatro Jesosy, ary fantatro koa i Paoly; fa mba iza kosa moa ianareo?
malagasy
Ary ny fanahy ratsy namaly ka nanao taminy hoe: Fantatro Jesosy, ary fantatro koa Paoly; fa mba iza kosa moa ianareo?