Acts 19:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ilay lehilahy nanana ny fanahy ratsy dia niantoraka tamin’ireo ary nahery izy ka naharesy azy roa lahy, dia nandositra niala tamin’izany trano izany ireo sady nitanjaka no voaratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niantoraka tamin’izy ireo ny lehilahy anankiray azon’ny demony masiaka, ka nisambotra roa lahy, sy namely azy mafy; vaky nandositra niala tamin’izany trano izany terỳ izy ireo, sady nitanjaka no naratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niantoraka tamin’ireto zanakalahin’i Sevà ralehilahy itoeram-panahy ratsy ka nahery noho izy rehetra; nasiany mafy izy fito lahy, ka vaky nandositra ary niboridana sady naratra no niala tao an-tranon-dralehilahy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lehilahy izay nanana ny fanahy ratsy dia niantsambotra tamin'ireo ary nahery ka naharesy azy roa lahy, dia nandositra niala tamin'izany trano izany ireo sady nitanjaka no voaratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ilay lehilahy nanana ny fanahy ratsy dia niantoraka tamin’ireo ary nahery izy ka naharesy azy roa lahy, dia nandositra niala tamin’izany trano izany ireo sady nitanjaka no voaratra.
malagasy
Ary ny lehilahy izay nanana ny fanahy ratsy dia niantsambotra tamin'ireo ary nahery ka naharesy azy roa lahy, dia nandositra niala tamin'izany trano izany ireo sady nitanjaka no voaratra.