Acts 19:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia fantatry ny Jiosy sy ny Grika rehetra izay nonina tany Efesosy izany; dia raiki-tahotra ny olona rehetra ka nankalaza ny anaran’i Jesosy Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ren’ny Jody sy ny Jentily rehetra nonina tao Efezy izany, ka sady raiki-tahotra izy rehetra no nankalaza ny Anaran’i Jesoa Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ren’ny mponina tao Efeso izany, na Jiosy na hafa firenena, ka raiki-tahotra izy rehetra ary nankalaza ny anaran’i Jesoa Tompo.
Malagasy Bible 1865
Ary fantatry ny Jiosy sy ny jentilisa rehetra izay nonina tany Efesosy izany; dia raiki-tahotra ny olona rehetra ka nankalaza ny anaran'i Jesosy Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia fantatry ny Jiosy sy ny Grika rehetra izay nonina tany Efesosy izany; dia raiki-tahotra ny olona rehetra ka nankalaza ny anaran’i Jesosy Tompo.
malagasy
Ary fantatry ny Jiosy sy ny jentilisa rehetra izay nonina tany Efesosy izany; dia raiki-tahotra ny olona rehetra ka nankalaza ny anaran'i Jesosy Tompo.