Acts 19:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maro tamin’ireo izay nino no tonga ka niaiky sy nilaza ny fanao ratsiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary betsaka tamin’izay nino no tonga niaiky sy nilaza ny nataony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ireo tonga mpino, dia maro no niaiky sy nanambara ampahibemaso izay nataony.
Malagasy Bible 1865
Ary maro izay nino dia tonga ka niaiky sy nilaza ny asany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Maro tamin’ireo izay nino no tonga ka niaiky sy nilaza ny fanao ratsiny.
malagasy
Ary maro izay nino dia tonga ka niaiky sy nilaza ny asany.