Acts 19:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka niteny tamin’izy ireo hoe: Efa noraisinareo va ny Fanahy Masina fony vao nino ianareo? Fa hoy ireo taminy: Tsy mbola renay akory ny amin’izany Fanahy Masina izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nanao taminy hoe: «Efa nandray ny Fanahy Masina va ianareo, fony vao nino?» Fa hoy izy ireo taminy: «Tsy mbola nandre akory aza izahay fa hoe misy Fanahy Masina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka nanontaniany hoe: –Efa nandray ny Fanahy Masina ve ianareo fony vao nino? Dia novalian’ireo hoe: –Tsy renay akory aza fa misy ny Fanahy Masina.
Malagasy Bible 1865
ka nanao taminy hoe: Efa noraisinareo va ny Fanahy Masina, fony vao nino ianareo? Fa ireo nanao taminy hoe: Tsy renay akory fa efa nomena ny Fanahy Masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka niteny tamin’izy ireo hoe: Efa noraisinareo va ny Fanahy Masina fony vao nino ianareo? Fa hoy ireo taminy: Tsy mbola renay akory ny amin’izany Fanahy Masina izany.
malagasy
ka nanao taminy hoe: Efa noraisinareo va ny Fanahy Masina, fony vao nino ianareo? Fa ireo nanao taminy hoe: Tsy renay akory fa efa nomena ny Fanahy Masina.