Acts 19:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka izany dia nitombo sy nandroso ny teny noho ny herin’ny Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hita amin’izany fa niely fatratra sy niseho hery tokoa ny tenin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niely tsy azo tohaina toy izany ny tenin’ny Tompo ary nanaporofo ny heriny.
Malagasy Bible 1865
Fatratra toy izany no fandroson'ny tenin'Andriamanitra sy ny heriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka izany dia nitombo sy nandroso ny teny noho ny herin’ny Tompo.
malagasy
Fatratra toy izany no fandroson'ny tenin'Andriamanitra sy ny heriny.