Acts 19:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny roa lahy tamin’izay nanompo azy, dia i Timoty sy i Erasto, no nirahiny nankany Makedonia; fa izy kosa dia mbola nijanona fotoana fohy tany Azia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nirahiny hankany Masedônia ny roa lahy tamin’izay nanampy azy, dia i Timote sy i Erasta, fa izy kosa mbola nijanona tao Azia andro vitsivitsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nirahin’i Paoly ho any Masedônia ny roa lahy tamin’ireo mpanampy azy, dia i Timôty sy i Erasta, fa ny tenany kosa dia mbola nisy fotoana nijanonany tany Azia.
Malagasy Bible 1865
Ary ny roa lahy tamin'izay nanompo ary, dia Timoty sy Erasto, no nirahiny nankany Makedonia; fa izy mbola nitoetra tany Asia andro vitsivitsy kosa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny roa lahy tamin’izay nanompo azy, dia i Timoty sy i Erasto, no nirahiny nankany Makedonia; fa izy kosa dia mbola nijanona fotoana fohy tany Azia.
malagasy
Ary ny roa lahy tamin'izay nanompo ary, dia Timoty sy Erasto, no nirahiny nankany Makedonia; fa izy mbola nitoetra tany Asia andro vitsivitsy kosa.