Acts 19:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izany andro izany dia nisy tabataba be ihany ny amin’ny fampianarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’izany andro izany, dia nisy tabataba lehibe ny amin’ny lalan’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tanatin’izany fotoana izany no nipoiran’ny tabataba be ny amin’ny lalana nosoritan’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany andro izany dia nisy tabataba be ihany ny amin'izany fampianarana izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izany andro izany dia nisy tabataba be ihany ny amin’ny fampianarana.
malagasy
[Ny tabataba nataon'i Demetrio sy ny namany tao Efesosy] Ary tamin'izany andro izany dia nisy tabataba be ihany ny amin'izany fampianarana izany. [ Gr. lalana]