Acts 19:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy lehilahy iray antsoina hoe Demetrio, mpanefy volafotsy, izay nanao sarin’ny tempolin’i Diana tamin’ny volafotsy ka nampahazo harena be ny mpanefy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nisy lehilahy anankiray mpanefy volafotsy atao hoe Demetriosa, nanao sarin’ny tempolin’i Diàna tamin’ny volafotsy, ka vola be no azon’ny mpiasany tamin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy lehilahy mpanefy volafotsy natao hoe Demètry; ilay tempolin’ny andriamanibavy Artemida no nanaovany sary madinidinika vita volafotsy ka niteraka loharanom-bola be ho an’ny mpiasany.
Malagasy Bible 1865
Fa nisy lehilahy anankiray atao hoe Demetrio, mpanefy volafotsy, izay nanao sarin'ny tempolin'i Diana tamin'ny volafotsy, dia nampahazo harena be ny mpanefy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy lehilahy iray antsoina hoe Demetrio, mpanefy volafotsy, izay nanao sarin’ny tempolin’i Diana tamin’ny volafotsy ka nampahazo harena be ny mpanefy;
malagasy
Fa nisy lehilahy anankiray atao hoe Demetrio, mpanefy volafotsy, izay nanao sarin'ny tempolin'i Diana tamin'ny volafotsy, dia nampahazo harena be ny mpanefy; [ Gr. Artemisy]