Acts 19:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nangoniny niaraka tamin’ny mpanao taozavatra hafa ireny ka nilazany hoe: Tompokolahy, fantatrareo fa amin’izao taozavatra izao no ahazoantsika harena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary novoriny izy ireo mbamin’ny mpanefy hafa toa azy koa, ka nilazany hoe: «Ry sakaiza, fantatrareo fa izao taozavatra izao no iankinan’ny fiadanantsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nantsoin’i Demètry ireo mpiasany sy izay rehetra mpanao asan-tanana tahaka azy ka nilazany hoe: –Tompokolahy, fantatrareo fa izao asan-tanana izao no antoky ny harentsika.
Malagasy Bible 1865
ireny mbamin'ny mpanao zavatra hafa koa toy izany dia nantsoiny hiangona ka nilazany hoe: Tompokolahy, fantatrareo fa amin'izao tao-zavatra izao no ahazoantsika harena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nangoniny niaraka tamin’ny mpanao taozavatra hafa ireny ka nilazany hoe: Tompokolahy, fantatrareo fa amin’izao taozavatra izao no ahazoantsika harena.
malagasy
ireny mbamin'ny mpanao zavatra hafa koa toy izany dia nantsoiny hiangona ka nilazany hoe: Tompokolahy, fantatrareo fa amin'izao tao-zavatra izao no ahazoantsika harena.