Acts 19:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitanareo sy renareo fa tsy eto Efesosy ihany, fa saika manerana an’i Azia rehetra dia mitaona olona betsaka izany Paoly izany ka mampivily ny sain’izy ireo hoe: Tsy Andriamanitra izay zavatra nataon-tanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hitanareo sy renareo fa tsy eto Efezy ihany, fa saika eran’i Azia manontolo, dia mitaona olona betsaka hanary ny sampy iny Paoly iny manao hoe: ‹Tsy andriamanitra ireo nataon-tanan’olona›,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa hitanareo sy renareo izay ataon’ity Paoly ity: ambarany fa tsy andriamanitra ireo andriamanitra nataon-tanan’ny olombelona; ary olona maro no voataonany, tsy eto Efeso ihany, fa saiky manerana an’i Azia.
Malagasy Bible 1865
Ary hitanareo sy renareo fa tsy eto Efesosy ihany, fa saiky manerana an'i Asia rehetra dia mitaona olona betsaka izany Paoly izany ka mampivily ny samy manao hoe: Tsy Andriamanitra izay zavatra nataon-tanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitanareo sy renareo fa tsy eto Efesosy ihany, fa saika manerana an’i Azia rehetra dia mitaona olona betsaka izany Paoly izany ka mampivily ny sain’izy ireo hoe: Tsy Andriamanitra izay zavatra nataon-tanana.
malagasy