Acts 19:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nandre izany izy ireo dia tezitra mafy ka niantso hoe: Lehibe i Dianan’ny Efesiana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tezitra mafy izy ireo nony nahare izany ka niantso hoe: «Lehibe ny Diànan’ny Efezianina!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nandre izany teny izany ny vahoaka, dia tezitra izaitsizy ka nihorakoraka hoe: –Lehibe i Artemida, andriamanitry ny Efesianina!
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nandre izany izy ireo, dia tezitra loatra ka niantso hoe: Lehibe Dianan'ny Efesiana!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nandre izany izy ireo dia tezitra mafy ka niantso hoe: Lehibe i Dianan’ny Efesiana!
malagasy
Ary rehefa nandre izany izy ireo, dia tezitra loatra ka niantso hoe: Lehibe Dianan'ny Efesiana!