Acts 19:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanerana ny tanàna ny tabataba ka rehefa nisarika an’i Gaio sy i Aristarko, lehilahy makedoniana izay niara-dia tamin’i Paoly, izy, dia niray saina niriotra ho ao an-trano filalaovana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vetivety foana dia nanerana ny tanàna ny tabataba; nindaosin’ny olona i Gaiosa sy i Aristarka avy any Masedônia izay niara-dia tamin’i Paoly, ka nimaona nankany an-trano filalaovana izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitatra eran’ny tanàna ny fisavorovoroana. Ary voapaokan’ny olona ry i Gaio sy i Aristarka, lehilahy masedônianina mpiara-dia tamin’i Paoly, ka nentiny niara-nirohotra nankao amin’ny kianja filalaovana teatra.
Malagasy Bible 1865
Ary nanerana ny tanàna ny tabataba; ary rehefa nisarika an'i Gaio sy Aristarko, lehilahy Makedoniana niara-dia tamin'i Paoly, izy, dia niray saina niriotra ho ao an-trano filalaovana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanerana ny tanàna ny tabataba ka rehefa nisarika an’i Gaio sy i Aristarko, lehilahy makedoniana izay niara-dia tamin’i Paoly, izy, dia niray saina niriotra ho ao an-trano filalaovana.
malagasy
Ary nanerana ny tanàna ny tabataba; ary rehefa nisarika an'i Gaio sy Aristarko, lehilahy Makedoniana niara-dia tamin'i Paoly, izy, dia niray saina niriotra ho ao an-trano filalaovana.