Acts 19:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Paoly: Ho amin’inona ary no nanaovana batisa anareo? Dia hoy ireo: Ho amin’ny batisan’i Jaona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy: «Batemin’iza no noraisinareo?» «Batemin’i Joany,» hoy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy indray i Paoly nanontany hoe: – Batisa n’iza moa no voarainareo? Dia nataon’ireo hoe: –Ny batisan’i Jôhany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Paoly: Ho amin'inona ary no nanaovana batisa anareo? Dia hoy ireo: Ho amin'ny batisan'i Jaona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Paoly: Ho amin’inona ary no nanaovana batisa anareo? Dia hoy ireo: Ho amin’ny batisan’i Jaona.
malagasy
Ary hoy Paoly: Ho amin'inona ary no nanaovana batisa anareo? Dia hoy ireo: Ho amin'ny batisan'i Jaona.