Acts 19:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia vonona hiseho teo amin’ny vahoaka i Paoly, fa tsy navelan’ny mpianatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nikasa hankao amin’ny vahoaka i Paoly, fa tsy navelan’ny mpianatra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Te hiseho vahoaka i Paoly, nefa tsy navelan’ny mpianatra.
Malagasy Bible 1865
Ary raha te-hiditra ho any amin'ny olona Paoly, dia tsy navelan'ny mpianatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia vonona hiseho teo amin’ny vahoaka i Paoly, fa tsy navelan’ny mpianatra.
malagasy
Ary raha te-hiditra ho any amin'ny olona Paoly, dia tsy navelan'ny mpianatra.