Acts 19:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpitondra sasany tany Azia, izay sakaizany aza, dia nampitondra teny nananatra azy mba tsy ho sahy hiditra ao amin’ny trano filalaovana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady naniraka olona koa ny lehibe sasany sakaizany nihanta taminy mba tsy hankany an-trano filalaovana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy koa lehibem-paritany sasany tany Azia, izay sakaizan’i Paoly, nandrara azy mba tsy hiditra any amin’ny kianja filalaovana teatra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lehibe sasany tany Asia, izay sakaizany, dia nampitondra teny nananatra azy mba tsy ho sahy hiditra ao an-trano filalaovana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpitondra sasany tany Azia, izay sakaizany aza, dia nampitondra teny nananatra azy mba tsy ho sahy hiditra ao amin’ny trano filalaovana.
malagasy
Ary ny lehibe sasany tany Asia, izay sakaizany, dia nampitondra teny nananatra azy mba tsy ho sahy hiditra ao an-trano filalaovana. [ Gr. Asiarka]