Acts 19:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny sasany dia niantso zavatra iray, ary ny sasany kosa dia zavatra hafa; koa nifanaritaka ny olona vory, ary ny ankamaroany dia tsy nahalala akory izay anton’ny nivoriany teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Antsoantso samihafa no re tao, fa nihorakoraka be ihany ny vahoaka, ka betsaka aza no tsy nahalala izay anton’ny nivoriany teo akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia nisy fifanjevoana be tao am-pivoriana: zavatra samy hafa no antsointsoin’ny olona, satria ny ankamaroany tsy mahalala akory izay anton’ny nahatafavory teo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny sasany niantso zavatra iray, ary ny sasany kosa zavatra hafa; fa nihorikorika ny olona vory; koa ny ankamaroany tsy nahalala izay anton'ny niangonany teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny sasany dia niantso zavatra iray, ary ny sasany kosa dia zavatra hafa; koa nifanaritaka ny olona vory, ary ny ankamaroany dia tsy nahalala akory izay anton’ny nivoriany teo.
malagasy
Ary ny sasany niantso zavatra iray, ary ny sasany kosa zavatra hafa; fa nihorikorika ny olona vory; koa ny ankamaroany tsy nahalala izay anton'ny niangonany teo.