Acts 19:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary satria tsy azo toherina izany dia tokony hangina ianareo ka tsy hanao na inona na inona ankamehana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zavatra tsy azo lavina izany, ka tokony hionona ianareo, ary aza manaonao foana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy azo lavina izany, ka tokony hilamina tsara ianareo fa tsy hanaonao foana.
Malagasy Bible 1865
Ary satria tsy azo toherina izany, dia tokony hangina ianareo ka tsy hanao na inona na inona an-kamehana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary satria tsy azo toherina izany dia tokony hangina ianareo ka tsy hanao na inona na inona ankamehana.
malagasy
Ary satria tsy azo toherina izany, dia tokony hangina ianareo ka tsy hanao na inona na inona an-kamehana.