Acts 19:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa noentinareo etỳ ireo lehilahy ireo izay tsy nandroba tempoly, na niteny ratsy ny andriamanitsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ireo lehilahy nentinareo eto ireo dia tsy nandroba tempoly, na niteny ratsy ny andriamanibavintsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireto lehilahy ireto manko dia nentinareo eto, kanefa tsy nandroba tempoly na niteny ratsy ny andriamanibavintsika.
Malagasy Bible 1865
Fa nentinareo etỳ ireo lehilahy ireo, izay tsy nandroba tempoly, na niteny ratsy ny andriamanitsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa noentinareo etỳ ireo lehilahy ireo izay tsy nandroba tempoly*, na niteny ratsy ny andriamanitsika.
malagasy
Fa nentinareo etỳ ireo lehilahy ireo, izay tsy nandroba tempoly, na niteny ratsy ny andriamanitsika.