Acts 19:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha manan-teny hifamaliana amin’olona i Demetrio sy ny mpanefy izay momba azy, aoka hifandahatra izy, fa misy ihany ny andro hitsarana, ary ao ihany koa ireo governora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha manan-javatra hifamaliana amin’olona i Demetriosa sy ny mpanefy momba azy, dia aoka hifandahatra izy ireo, fa ao ny andro fitsarana, ao koa ireo governora.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha manana fiampangana olona hatao i Demètry sy ny mpiasany, dia aoka hampiakatra fitarainana fa misy ny andro voatokana hitsarana ary misy koa ny manampahefana.
Malagasy Bible 1865
Koa raha manan-teny hifamaliana amin'olona Demetrio sy ny mpanefy izay momba azy, aoka hifandahatra izy, fa misy ihany ny andro hitsarana, ary ao ihany koa ireo governora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha manan-teny hifamaliana amin’olona i Demetrio sy ny mpanefy izay momba azy, aoka hifandahatra izy, fa misy ihany ny andro hitsarana, ary ao ihany koa ireo governora.
malagasy
Koa raha manan-teny hifamaliana amin'olona Demetrio sy ny mpanefy izay momba azy, aoka hifandahatra izy, fa misy ihany ny andro hitsarana, ary ao ihany koa ireo governora.