Acts 19:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mitady zavatra hafa kosa ianareo dia hotsaraina amin’izay fivoriana voatendrin’ny lalàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha raharaha hafa no entinareo, dia azo tsaraina amin’ny fivoriana voatendrin’ny lalàna izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha mbola nisy zavatra hafa tianareo haroso, dia hodinihina amin’ny fivoriana ara-dalàna izany.
Malagasy Bible 1865
Fa raha mitady zavatra hafa kosa ianareo, dia hotsaraina amin'izay fivoriana voatendrin'ny lalàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mitady zavatra hafa kosa ianareo dia hotsaraina amin’izay fivoriana voatendrin’ny lalàna.
malagasy
Fa raha mitady zavatra hafa kosa ianareo, dia hotsaraina amin'izay fivoriana voatendrin'ny lalàna.