Acts 19:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Paoly: I Jaona dia nanao ny batisan’ny fibebahana ka nilaza tamin’ny olona hino Izay ho avy manaraka azy, dia Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Paoly: «Batemim-pibebahana no nomen’i Joany, fa Ilay ho avy ao aoriany, izany hoe i Jesoa no nambarany ho tsy maintsy hinoan’ny vahoaka.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Paoly taminy: –I Jôhany dia nanao batisa ny olona nanaiky hiala tamin’ny toe-dratsy ary nilaza tamin’ny vahoaka mba hino an’Ilay ho tamy aoriany, izany hoe i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Paoly: Jaona nanao ny batisan'ny fibebahana ka nilaza tamin'ny olona hino Izay ho avy manaraka azy, dia Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Paoly: I Jaona dia nanao ny batisan’ny fibebahana ka nilaza tamin’ny olona hino Izay ho avy manaraka azy, dia Jesosy.
malagasy
Fa hoy Paoly: Jaona nanao ny batisan'ny fibebahana ka nilaza tamin'ny olona hino Izay ho avy manaraka azy, dia Jesosy.