Acts 19:41 — Compare Translations

3 translations compared side by side

Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa avy niteny ilay mpanoratry ny tanàna, dia nampirava ny olona vory teo.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nilaza izany izy, dia nampirava ny olona vory teo.
malagasy
Ary rehefa nilaza izany izy, dia nampirava ny olona vory teo.