Acts 19:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nahare izany ireo dia natao batisa ho amin’ny anaran’i Jesosy Tompo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahare izany izy ireo, dia nangataka hatao Batemy amin’ny Anaran’i Jesoa Tompo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nahare izany teny izany ireto mpianatra, dia nangataka hatao batisa amin’ny anaran’i Jesoa Tompo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nahare izany izy, dia natao batisa ho amin'ny anaran'i Jesosy Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nahare izany ireo dia natao batisa ho amin’ny anaran’i Jesosy Tompo.
malagasy
Ary raha nahare izany izy, dia natao batisa ho amin'ny anaran'i Jesosy Tompo.