Acts 19:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nametrahan’i Paoly tanana izy dia tonga taminy ny Fanahy Masina ary niteny tamin’ny fiteny tsy fantatra izy sady naminany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary rehefa nametrahan’i Paoly tanana indray, dia nidinan’ny Fanahy Masina, ka niteny fiteny samihafa sady naminany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nametrahan’i Paoly tanana izy rehetra ka nahazo ny Fanahy Masina, ary dia niteny tamin’ny fiteny tsy fantatra sady nilaza hafatra avy amin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nametrahan'i Paoly tanana izy, dia nilatsaka taminy ny Fanahy Masina; ary niteny tamin'ny teny tsy fantatra izy sady naminany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nametrahan’i Paoly tanana izy dia tonga taminy ny Fanahy Masina ary niteny tamin’ny fiteny tsy fantatra izy sady naminany.
malagasy
Ary rehefa nametrahan'i Paoly tanana izy, dia nilatsaka taminy ny Fanahy Masina; ary niteny tamin'ny teny tsy fantatra izy sady naminany.