Acts 19:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tokony ho roa amby folo lahy no isan’izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tokony ho roa ambin’ny folo lahy izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lehilahy avokoa ireo mpianatra ireo ary tokony ho 12 no isany.
Malagasy Bible 1865
Ary tokony ho roa ambin'ny folo lahy no isan'izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tokony ho roa amby folo lahy no isan’izy rehetra.
malagasy
Ary tokony ho roa ambin'ny folo lahy no isan'izy rehetra.