Acts 19:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nankany amin’ny sinagoga i Paoly ka niteny tamin’ny fahasahiana, niady hevitra nandritra ny telo volana tao izy ka nampanaiky ny amin’ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka izany, dia niditra tao amin’ny sinagoga i Paoly, ka niteny tamin-kasahiana, ary nampianatra telo volana nilazalaza ny momba ny fanjakan’Andriamanitra tamin’ny lahateny mandaitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nankao amin’ny sinagôga i Paoly, ka niteny tamim-pahasahiana; nandritra ny telo volana izy dia nifanakalo hevitra sady niezaka handresy lahatra ny amin’ny Fanjakàn’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary Paoly niditra tao amin'ny synagoga ka niteny tamin'ny fahasahiana, dia niady hevitra telo volana ka nampanaiky ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nankany amin’ny sinagoga* i Paoly ka niteny tamin’ny fahasahiana, niady hevitra nandritra ny telo volana tao izy ka nampanaiky ny amin’ny fanjakan’Andriamanitra.
malagasy
Ary Paoly niditra tao amin'ny synagoga ka niteny tamin'ny fahasahiana, dia niady hevitra telo volana ka nampanaiky ny amin'ny fanjakan'Andriamanitra.