Acts 2:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga ny andro Pentekosta, dia teo amin’ny toerana iray izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga ny andro Pantekôty, dia tafavory tao amin’ny trano anankiray izy rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga ny andro Pentekôsta, dia tafangona teo amin’io efitrano io ihany ny mpino rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga ny Andro Pentekosta, dia teo amin'ny fitoerana iray izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga ny andro Pentekosta*, dia teo amin’ny toerana iray izy rehetra.
malagasy
[Ny nilatsahan'ny Fanahy Masina tamin'ny Andro Pentekosta, sy ny tori-teny nataon'i Petera tamin'izany] Ary nony tonga ny Andro Pentekosta, dia teo amin'ny fitoerana iray izy rehetra.