Acts 2:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Frigia, Pamfilia, Ejipta sy ny faritr’i Libia izay manodidina an’i Kirena, ary vahiny avy any Roma,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Frijia, Panfilia, Ejipta, ary ny any Libia akaikin’i Sirena, sy ny vahiny avy any Rôma,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Frijia sy Pamfilia; ao koa ny avy any Ejipta mbamin’ny faritanin’i Sirena any Libia; ary misy ny mpivahiny avy any Rôma;
Malagasy Bible 1865
sy Frygia sy Pamfylia, sy Egypta sy ny tany Libya izay manodidina an'i Kyrena, ary vahiny avy any Roma, na Jiosy na proselyta,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Frigia, Pamfilia, Ejipta sy ny faritr’i Libia izay manodidina an’i Kirena, ary vahiny avy any Roma,
malagasy
sy Frygia sy Pamfylia, sy Egypta sy ny tany Libya izay manodidina an'i Kyrena, ary vahiny avy any Roma, na Jiosy na proselyta,