Acts 2:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Jiosy sy prozelita, Kretana, Arabo, koa ahoana no andrenesantsika azy ireo miteny amin’ny fitenintsika avy ny asa lehibe ataon’Andriamanitra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na Jody na Prôselita, ary ny any Kreta sy ny Arabo, dia ahoana no samy mandre azy ireo milaza amin’ny fitenintsika avy ny zava-mahagaga ataon’Andriamanitra isika rehetra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ao ny Jiosy, ary ao ny hafa firenena mpanaraka ny fivavahana jiosy; mbola misy koa ny avy any Kreta sy Arabia; kanefa dia rentsika izy ireo milaza, amin’ny fitenintsika avy, ny zava-dehibe ataon’Andriamanitra?
Malagasy Bible 1865
Kretana sy Arabo - koa ahoana no andrenesantsika ireo miteny amin'ny fitenintsika avy ny asa lehibe ataon'Andriamanitra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Jiosy sy prozelita*, Kretana, Arabo, koa ahoana no andrenesantsika azy ireo miteny amin’ny fitenintsika avy ny asa lehibe ataon’Andriamanitra?
malagasy
Kretana sy Arabo - koa ahoana no andrenesantsika ireo miteny amin'ny fitenintsika avy ny asa lehibe ataon'Andriamanitra?