Acts 2:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia talanjona izy rehetra sady sahiran-tsaina ka nifampiresaka hoe: Inona no tokony ho hevitr’izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zendana foana izy rehetra fa tsy nahita izay antony, ka nifampilaza hoe: «Inona re no hevitr’izao e?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Talanjona sady very hevitra izy rehetra ka velon-dresaka hoe: –Inona re no hevitr’izao?
Malagasy Bible 1865
Dia talanjona izy rehetra ka niahanahana sady niresaka hoe: Ahoana no tokony ho hevitr'izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia talanjona izy rehetra sady sahiran-tsaina ka nifampiresaka hoe: Inona no tokony ho hevitr’izany?
malagasy
Dia talanjona izy rehetra ka niahanahana sady niresaka hoe: Ahoana no tokony ho hevitr'izany?