Acts 2:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny sasany kosa dia nihomehy sady niteny hoe: Mamon-divay mamy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny sasany kosa naneso nilaza hoe: «Mamon-divay vaovao ry zareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sasany anefa naneso ka nanao hoe: –Mamon-divay vaovao ry zareo!
Malagasy Bible 1865
Fa ny sasany nihomehy ka nanao hoe: Leon-divay mamy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny sasany kosa dia nihomehy sady niteny hoe: Mamon-divay mamy ireo.
malagasy
Fa ny sasany nihomehy ka nanao hoe: Leon-divay mamy ireo.