Acts 2:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mamo araka ny hevitrareo tsy akory ireo fa vao ora fahatelo ihany izao ny andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mamo araka ny hevitrareo akory ireo olona ireo, fa vao amin’ny ora fahatelo ihany izao ny andro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mamo velively araka ny fieritreretanareo akory ireo olona ireo, satria vao amin’ny sivy maraina izao.
Malagasy Bible 1865
Tsy mamo araka ny hevitrareo tsy akory ireo, fa vao ora fahatelo ihany izao ny andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mamo araka ny hevitrareo tsy akory ireo fa vao ora fahatelo ihany izao ny andro.
malagasy
Tsy mamo araka ny hevitrareo tsy akory ireo, fa vao ora fahatelo ihany izao ny andro.