Acts 2:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao ilay nampilazaina an’i Joela mpaminany hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao hitanareo izao no ilay nambaran’ny mpaminany Joely hoe.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay mitranga eto izao dia fahatanterahan’ilay voalazan’Andriamanitra tamin’ny alalan’i Joela mpaminany hoe:
Malagasy Bible 1865
Fa izao ilay nampilazaina an'i Joela mpaminany hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao ilay nampilazaina an’i Joela mpaminany hoe:
malagasy
Fa izao ilay nampilazaina an'i Joela mpaminany hoe: