Acts 2:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Amin’ny andro farany, hoy Andriamanitra, no handrotsahako ny Fanahiko amin’ny nofo rehetra; ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy dia haminany, ny zatovonareo dia hahita fahitana, ny lahiantitrareo dia hanonofy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro farany, hoy ny Tompo, dia handrotsahako amin’ny nofo rehetra ny Fanahiko, ka haminany ny zanaka lahinareo sy ny zanaka vavinareo, ary hahita tsindry mandry ny zatovonareo ary hanonofy ny antidahinareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao no ho tonga amin’ny andro farany, hoy Andriamanitra: Handrotsahako ny Fanahiko ny olombelona rehetra; hilaza hafatra avy amiko ny zanakareo lahy aman-janakareo vavy, hisehoam-pahitana ny tanoranareo, ary hahazo tsindrimandry ny zokiolonareo.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'ny andro farany, hoy Andriamanitra, No handatsahako ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra; Ary ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo haminany, Ary ny zatovonareo hahita fahitana, Ary ny lahiantitrareo hanonofy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Amin’ny andro farany, hoy Andriamanitra, no handrotsahako ny Fanahiko amin’ny nofo rehetra; ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy dia haminany, ny zatovonareo dia hahita fahitana, ny lahiantitrareo dia hanonofy;
malagasy