Acts 2:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny mpanompoko, na lahy na vavy, dia handrotsahako ny Fanahiko amin’izany andro izany, ka haminany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
eny, amin’izany andro izany dia handrotsahako amin’ny mpanompoko ny Fanahiko, ka haminany izy ireo na lahy na vavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, amin’izany andro izany, dia samy handrotsahako ny Fanahiko ireo mpanompoko na lahy na vavy ka hilaza hafatra avy amiko izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanompoko, na lahy na vavy, Dia handatsahako ny Fanahiko amin'izany andro izany, Ka dia haminany izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny mpanompoko, na lahy na vavy, dia handrotsahako ny Fanahiko amin’izany andro izany, ka haminany;
malagasy
Ary ny mpanompoko, na lahy na vavy, Dia handatsahako ny Fanahiko amin'izany andro izany, Ka dia haminany izy;