Acts 2:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hanisy fahagagana eny amin’ny lanitra ambony Aho ary famantarana amin’ny tany ambany; dia ra sy afo ary setroka manjavona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampiseho fahagagana eny amin’ny habakabaka ambony Aho, sy famantarana ety amin’ny tany ambany, dia ra sy afo ary zavon-tsetroka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampisehoako zava-mahatalanjona eny amin’ny habakabaka ambony ary famantarana etỳ amin’ny tany ambany: hisy ra sy afo ary zavon-tsetroka,
Malagasy Bible 1865
Ary hanisy fahagagana eny amin'ny lanitra ambony Aho sy famantarana amin'ny tany ambany, Dia rà sy afo ary zavon'ny setroka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hanisy fahagagana eny amin’ny lanitra ambony Aho ary famantarana amin’ny tany ambany; dia ra sy afo ary setroka manjavona;
malagasy
Ary hanisy fahagagana eny amin'ny lanitra ambony Aho sy famantarana amin'ny tany ambany, Dia rà sy afo ary zavon'ny setroka;