Acts 2:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny masoandro dia hiova ho haizina, ary ny volana dia ho ra, alohan’ny hahatongavan’ny Andron’NY TOMPO, dia ilay sady lehibe no malaza;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny masoandro hanjary maizina, ary ny volana ho ra, alohan’ny hahatongavan’ny andron’ny Tompo, dia ilay sady lehibe no malaza;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hiova ho haizina ny masoandro ary ny volana ho tonga mena tahaka ny ra alohan’ny higadonan’ny andro hiavian’ny Tompo, dia ilay andro lehibe sy mamirapiratra.
Malagasy Bible 1865
Ny masoandro hampodina ho aizina, Ary ny volana ho rà, Alohan'ny hahatongavan'ny andron'i Jehovah, Dia ilay sady lehibe no malaza;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny masoandro dia hiova ho haizina, ary ny volana dia ho ra, alohan’ny hahatongavan’ny Andron’NY TOMPO, dia ilay sady lehibe no malaza;
malagasy
Ny masoandro hampodina ho aizina, Ary ny volana ho rà, Alohan'ny hahatongavan'ny andron'i Jehovah, Dia ilay sady lehibe no malaza;