Acts 2:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary izay rehetra hiantso ny anaran’NY TOMPO dia ho voavonjy.» (Joe 3.1-5)
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary na iza na iza no hiantso ny Anaran’ny Tompo amin’izay, dia ho voavonjy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izay rehetra hiantso ny anaran’ny Tompo dia ho voavonjy!»
Malagasy Bible 1865
Ary na zovy na zovy no hiantso ny anaran'i Jehovah dia hovonjena (Joela 3. 1-5).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary izay rehetra hiantso ny anaran’NY TOMPO dia ho voavonjy.» (Joe 3.1-5)
malagasy
Ary na zovy na zovy no hiantso ny anaran'i Jehovah dia hovonjena (Joela 3. 1-5).