Acts 2:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa Andriamanitra nanangana Azy, rehefa nahafaka ny fanaintainan’ny fahafatesana, satria tsy azon’izany nohazonina Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa Andriamanitra kosa nanangana Azy ho velona sy nahafaka Azy tamin’ny fatoran’ny fahafatesana, satria tsy azo atao ny hihazonan’izany Azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa natsangan’Andriamanitra ho velona sy nafahany tamin’ny fatoran’ny fahafatesana, fa sanatria raha hahatana Azy ny fahafatesana!
Malagasy Bible 1865
fa Andriamanitra nanangana Azy, rehefa nahafaka ny fanaintainan'ny fahafatesana, satria tsy laitr'izany hohazonina Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa Andriamanitra nanangana Azy, rehefa nahafaka ny fanaintainan’ny fahafatesana, satria tsy azon’izany nohazonina Izy.
malagasy
fa Andriamanitra nanangana Azy, rehefa nahafaka ny fanaintainan'ny fahafatesana, satria tsy laitr'izany hohazonina Izy.