Acts 2:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Davida dia milaza Azy hoe: «Nijery NY TOMPO teo anatrehako mandrakariva aho; satria eo ankavanako Izy, mba tsy hangozohozo aho,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
araka ny voalazan’i Davida ny aminy hoe: Nijery ny Tompo teo anatrehako lalandava aho, satria eo ankavanako Izy mba tsy hihozongozona aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy manko i Davida ny aminy: «Nahita ny Tompo mandrakariva teo anatrehako aho; noho Izy eo ankavanako dia tsy hangozohozo aho.
Malagasy Bible 1865
Fa Davida milaza Azy hoe: Nijery an'i Jehovah teo anatrehako mandrakariva aho; Satria eo ankavanako Izy, mba tsy hangozohozo aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Davida dia milaza Azy hoe: «Nijery NY TOMPO teo anatrehako mandrakariva aho; satria eo ankavanako Izy, mba tsy hangozohozo aho,
malagasy
Fa Davida milaza Azy hoe: Nijery an'i Jehovah teo anatrehako mandrakariva aho; Satria eo ankavanako Izy, mba tsy hangozohozo aho,