Acts 2:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia izany no nifalian’ny foko sy niravoravoan’ny lelako; ny nofoko koa dia hitoetra amin’ny fanantenana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, ny foko miravoravo, ny lelako mirobiroby, ary ny nofoko hitombina amin’ny fanantenana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no nahaheni-kafaliana ny foko ary nahaheni-karavoana ny teniko. Eny, na ity nofoko ity aza dia hitoetra amim-panantenana,
Malagasy Bible 1865
Dia izany no nifalian'ny foko sy niravoravoan'ny lelako; Ny nofoko koa hitoetra amin'ny fanantenana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia izany no nifalian’ny foko sy niravoravoan’ny lelako; ny nofoko koa dia hitoetra amin’ny fanantenana;
malagasy
Dia izany no nifalian'ny foko sy niravoravoan'ny lelako; Ny nofoko koa hitoetra amin'ny fanantenana;