Acts 2:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa tsy ho foinao ho any amin’ny fitoeran’ny maty ny aiko ary tsy hamela Ilay Masinao ho tratry ny lo Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tsy ho foinao ao amin’ny fitoeran’ny maty ny aiko, ary tsy hatolotrao hafoy ho tratry ny lo ny Masinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria tsy hafoinao ho any amin’ny toeran’ny maty aho ary tsy havelanao ho tratry ny fahalòvana Ilay voatokana ho Anao.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy ho foinao ho any amin'ny fiainan-tsi-hita ny aiko; Ary tsy hamela ny Iray Masinao ho tratry ny lò Hianao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa tsy ho foinao ho any amin’ny fitoeran’ny maty* ny aiko ary tsy hamela Ilay Masinao ho tratry ny lo Ianao.
malagasy
Fa tsy ho foinao ho any amin'ny fiainan-tsi-hita ny aiko; Ary tsy hamela ny Iray Masinao ho tratry ny lò Hianao;