Acts 2:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampahafantatra ahy ny lalan’aina Ianao; hampifaly ahy indrindra amin’ny tavanao Ianao» (Sal 16.8-11).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampahafantatra ahy ny lalan’aina Ianao, ary nameno hafaliana ahy amin’ny fampisehoana ny Tavanao amiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natoronao ahy ny lalana mitondra any amin’ny fiainana, hofenoinao hafaliana aho satria manatrika ahy Ianao.»
Malagasy Bible 1865
Nampahafantatra ahy ny lalan'aina Hianao; Hampifaly ahy indrindra amin'ny tavanao (Sal. 16. 8-11).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampahafantatra ahy ny lalan’aina Ianao; hampifaly ahy indrindra amin’ny tavanao Ianao» (Sal 16.8-11).
malagasy
Nampahafantatra ahy ny lalan'aina Hianao; Hampifaly ahy indrindra amin'ny tavanao (Sal. 16. 8-11).